Boky : mila ampahafantarina ireo heren-tsaina raketiny

Boky : mila ampahafantarina ireo heren-tsaina raketiny 21 juin 2024 Nomen’ny minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina tombondahiny manokana ny mpanoratra namoaka boky tamin’ity volana jona anandratana ny teny malagasy ity. Boky telo samy nivoaka ny volana jona no nomena sehatra tetsy amin’ny Tranombokim-pirenena Anosy androany 21 jona.  Afaka nampahafantatra sy...
Lire la suite sur Dépêche Taratra
Image à la une de Boky : mila ampahafantarina ireo heren-tsaina raketiny