Fety lehibe tamin’ny alalan’ny ady hiragasy goavana no nanamarihan’ny Mpihira gasy ny nahatafiditra ny Hiragasy ho Harena ara-kolontsaina tsy azo tsapain-tanana.

Taorian’ny fankatoavan’ny UNESCO hampiditra ny Hiragasy ho Harena ara-kolontsaina tsy azo tsapain-tanana na  » Patrimoine Culturel Immatériel » dia nisy ny hetsika nokarakarain’ny mpikatroka Hiragasy tao amin’ny Kianjan’ny Kanto ny alahady lasa teo, tamin’ny alalan’ny ady hira gasy goavana izay nikatroan’ny Ramilison Besigara sy Rasoalalao Kavia izay samy efa nitondra avo ny anaran’ny Madagasikara teo amin’ny sehatra iraisam-pirenena. Nandritra ity hetsika ity no...
Lire la suite sur Dépêche Taratra
Image à la une de Fety lehibe tamin’ny alalan’ny ady hiragasy goavana no nanamarihan’ny Mpihira gasy ny nahatafiditra ny Hiragasy ho Harena ara-kolontsaina tsy azo tsapain-tanana.