Lalaon’ny Frankôfônia- Hip Hop: andrandraina ny fandresen’ny Moustik Crew.

Niaka-tsehatra voalohany, ny Moustik Crew, omaly. Ekipa malagasy eo amin’ny hip hop, miady medaly aty Kinshasa, RD Congo, anatin’ny Lalaon’ny Frankôfônia andiany fahasivy. Nampihoraka ny mpijery rehetra, na ny tompon-tanàna aza ny sehon-dry zalahy taizan’i Angeluc Rehava ireto. Andrandraina mafy, araka izany, ny hitondran’izy ireo medaly mody. Tafakatra hiatrika ny « battle » anio ry Moustik Crew, izay sady dingan’ny famaranana koa. Raraka teo amin’ny ampahefa-dalana...
Lire la suite sur Dépêche Taratra
Image à la une de Lalaon’ny Frankôfônia- Hip Hop: andrandraina ny fandresen’ny Moustik Crew.