Tantaran’ny mpanjaka : holalaovina an-tsehatra ao amin’ny kianja Masoandro isaky ny sabotsy.

Holalaovina an-tsehatra ao amin’ny Kianja Masoandro isaky ny sabotsy folakandro ny tantaran’ny Mpanjaka teto Madagasikara tamin’ny taonjato faha-19. Amin’ny 03 ora folakandro ny fampisehoana voalohany; amin’ny 04 ora kosa ny faharoa, araka ny fampahafantarana nataon’ny minisitera misahana ny...
Lire la suite sur Dépêche Taratra
Image à la une de Tantaran’ny mpanjaka : holalaovina an-tsehatra ao amin’ny kianja Masoandro isaky ny sabotsy.