Jono Lamatra amin’ny Vondrona eoropeanina : sambo 12 no efa manjono amin’ny fari-dranomasin’i Madagasikara

Miroso tanteraka amin’ny fampiharana ny fifanarahana momba ny jono Lamatra andiany faha 11 iarahana amin’ny Vondrona eoropeanina isika izao , hoy ny minisitry ny Jono sy ny Toekarena manga, Mahatante Tsimanaoraty Paubert androany 8 desambra 2023. Ny faramparan’ny taona 2022 no vita sonia ity fifanarahana momba ny jono Lamatra andiany faha 11 ity. Nahena ho 65 ny sambo eoropeanina afaka manjono raha 96 izany tamin’ny fifanarahana teo aloha. Nahena ho 14 000 T koa ny Lamatra azo jonoina...
Lire la suite sur Dépêche Taratra
Image à la une de Jono Lamatra amin’ny Vondrona eoropeanina : sambo 12 no efa manjono amin’ny fari-dranomasin’i Madagasikara