Seha-pihariana drakaka : avo efatra heny mitaha ny tamin’ny 2021 ny vola nampidiriny ho an’ny kitapom-bolam-panjakana 2023

Seha-pihariana drakaka : avo efatra heny mitaha ny tamin’ny 2021 ny vola nampidiriny ho an’ny kitapom-bolam-panjakana 2023 8 décembre 2023 Nahavitana dingana misongadina ny fanatsarana ny vola miditra amin’ny kitapom-bolam-panjakana sy ny lafiny fitantanana ary ny fanajana ny fangaraharana amin’ny seha-pihariana drakaka eto Madagasikara, hoy ny minisitry ny Jono sy...
Lire la suite sur Dépêche Taratra
Image à la une de Seha-pihariana drakaka : avo efatra heny mitaha ny tamin’ny 2021 ny vola nampidiriny ho an’ny kitapom-bolam-panjakana 2023