67 Ha : Moske sy sekoly silamo saika hakatona niteraka savorovoro

Vaky ny ady eo amin’ny samy silamo. Nitrangana savorovoro teny amin’ny Moske sonita foibe 67 Ha Afovoany Andrefana omaly maraina vokatry ny fisian’ny vadintany saika hanatanteraka didy hanakatona io Moske lehibe sady foibe silamo sonita eto Madagasikara no misy sekoly ihany koa. Ity vadintany ity izay nitondra olona sivily maromaro saika hanao io fanakatonana io. Andaniny, nisy mpianatra nanao fanadinana tao an-toerana raha tonga ireto olona ireto. Vokatr’izany, nanakana avy hatrany...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de 67 Ha : Moske sy sekoly silamo saika hakatona niteraka savorovoro