67ha : Lehilahy nahatratrarana basy vita gasy

Saika hanao asa ratsy ? Ny andron’ny alatsinainy lasa teo, andian-jatovo niisa teo amin’ny telo teo no nampiahiahy tanteraka ireo mponina teny amin’iny faritra 67ha iny. Mampideradera fitaovam-piadiana mitovy endrika amin’ny basy izy ireo tamin’izany ary miriaria tsy misy henatra teny an-toerana. Voatery nampandre avy hatrany ny pôlisy araka izany ireo mponina. Ireto farany izay teo am-panaovana fisafoana tsy lavitra teo, ary tonga haingana teny an-toerana nijery ifotony ny...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de 67ha : Lehilahy nahatratrarana basy vita gasy