Ambalavao : Vaky trano sy vono olona, 15 voasambotra

Nanatanteraka hetsika manokana ho fampiharana ny baiko avy amin’ny Fitaleavam-paritry ny filaminam-bahoaka ao Matsiatra Ambony, ny pôlisy tao Ambalavao, ho famongorana hatramin’ny farany ireo karazan’asa ratsy mpitranga matetika tany an-toerana. Nahitam-bokana tokoa izany, araka ny vaovao azo, satria tao anatin’ny andro vitsy dia efa tafakatra hatrany amin’ny 15 ny olona voasambotra. Olon-dratsy efa mpamerin-keloka avokoa ny ankabeazany, hoy ny vaovao, izay voasaringotra...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Ambalavao : Vaky trano sy vono olona, 15 voasambotra