Ambanin’Antsahamanitra : Roa lahy mpamaky trano nifanena tamin’ny pôlisy

Andro amin’ny telo ora hariva dia efa nahavita « action » ry zalahy ary niomana ny handeha hamonjy fodiana amin’izao, niaraka tamin’ireo entana avy nangalarina. Soa ihany mbola teo ny pôlisy. Ny andron’ny alarobia lasa teo, raha teo am-pandrindrana ny fifamoivoizana teo amin’ny « rond point » teo Ambanin’Antsahamanitra, tsy lavitry ny trano natokana ho an’ireo mpiady tranainy na ny Ancien combattant, no nahatsikaritra ireto roa lahy hafahafa fihetsika, nilonjehitra...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Ambanin’Antsahamanitra : Roa lahy mpamaky trano nifanena tamin’ny pôlisy