Ambatofotsy – Maevatanàna : Nanafatra an-taratasy ny dahalo roapolo lahy, fa hanafika

Hataraina ny an’ireo mponina izay nahita sy nijery ny taratasy nipetaka tamin’ny rindrin-tranon’olona iray, tao amin’ny fokontan’Ambatofotsy, ato anatin’ny kaominina Maevatanàna voalohany, raha nahita ny hafatra misy soratra hoe: ho avy izahay dahalo roapolo lahy hanafika ny tanàna voalaza ety aloha, sady manonona anaran’olona maromaro ao anatin’ilay taratasy, hany ka hatramin’ny filoham-pokontany ao an-toerana avy no tafiditra ao antin’izany hafatra izany. Ny...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Ambatofotsy – Maevatanàna : Nanafatra an-taratasy ny dahalo roapolo lahy, fa hanafika