Ambatomaro : Maizina tanteraka, ahiana ny firongatry ny tsy fandriam-pahalemana

Mandry tsy lavo loha ny mponina ! Nanomboka ny harivan’ny sabotsy teo, tokony ho tamin’ny fito ora sy sasany tany ho any no maizina tanteraka, tapaka ary tsy niverina ny jiro teny an-toerana, hatramin’ny fotoana nanoratanay omaly. Ny teo anivon’ny Jirama moa, raha nantsoina (ny sampana mpikarakaraka ny mpanjifa ao amin’ny 547) dia nilaza tsy taitra fotsiny fa « efa betsaka ianareo no miantso mahakasika azy io fa hampitaina amin’ireo tompon’andraikitra ». Hatramin’ny...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Ambatomaro : Maizina tanteraka, ahiana ny firongatry ny tsy fandriam-pahalemana