Amboanjobe : Bar, épicerie ary mpanao finday indray voatafika

Tsy alina akory ny andro dia efa raikitra ny fanafihana mitam-piadiana tetsy Amboanjobe. Tokony ho tamin’ny enina ora sy sasany hariva, ny alatsinainy teo, no nandroba ny dimy lahy izay mitazona basy PA vita gasy iray sy fitaovam-piadiana hafa toa ny sabatra sy zava-maranitra. Mbola mifamezivezy ny olona ary mbola tsy nihidy ny tsena, ny andro rahateo mbola tsy maizina tsara. Teo mihitsy no nampiseho ny fahaiza-manaony ny jiolahy. noteteziny izay toeram-pivarotana tokony misy vola. Tao...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Amboanjobe : Bar, épicerie ary mpanao finday indray voatafika