Ambodimanga-Maevatanàna : Saron’ny Zandary ny hazo tsy nisy taratasy notaterina an-tsokosoko

Tsara afina, nafenina ambadika  » Cageot »-na labiera, ireto bolongan-kazo miisa 37 tsy misy antontan-taratasy ireto, izay niainga avy any Mahajanga sy nokasaina hoentina any Antananarivo. Nandritra ny fiandraiketana ny lalam-pirenena fahefatra nataon’ny Zandary avy ao BPR na Brigade police de la Route Maevatanàna, tao amin’ny fokontan’Ambodimanga/Betsiboka, kaominina ambanivohitra Maevatanàna faharoa no sarona tao anaty fiara kamiao iray izany. Rehefa nosavaina moa ny tao...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Ambodimanga-Maevatanàna : Saron’ny Zandary ny hazo tsy nisy taratasy notaterina an-tsokosoko