Ambodisaina « bassin-»drano Toamasina : Olona mpianaka natelin’ny rano…

Nitrangana loza tao amin’ny faritra Ambodisaina « bassin-»drano iny ny faran’ny herinandro teo. Olona mpianaka samy natelin’ny rano tao an-toerana raha iny mianaka andeha hoandro iny. Raha ny fantatra dia vahiny avy any Fenerivo Atsinanana tonga eto Toamasina mba hiala sasatra kely izy ireo, ka ilay zaza valo taona, raha efa lehibe kosa ilay raim-pianakaviana. Raha ny fitantaran’ny olona nahita ny zava-nitranga dia noesorin’ilay rangahy ny akanjon-janany satria nitaraina nafana...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Ambodisaina « bassin-»drano Toamasina : Olona mpianaka natelin’ny rano…