Ambohibao : Bemidin’ny zandary, olon-dratsy efatra voasambotra

Anisan’ny fototra iray mampirongatra ny tsy fandriampahalemana ny fisian’ireo mpidoroka zava-mahadomelina mahery vaika. Ny alahady teo, nisy ny bemidina nataon’ny zandary, nentina namongorana ireo andian’olona « mpiondana » izany teny amin’iny faritra Ambohibao sy ny manodidina iny. Tao anatin’izay, araka ny fampitam-baovaon’ny zandary no nahatratrana efa-dahy, mbola teo am-pisintomana tsara « sigara be ». Tsy nisy alaharo alaharo fa avy hatrany dia nentina nihazo ny...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Ambohibao : Bemidin’ny zandary, olon-dratsy efatra voasambotra