Ambohidratrimo : Olona maty tao anaty taxibe

Niakatra teo amin’ny fiantsonana antsoina hoe Coca izy ary nandeha taxi-be toy ny olon-drehetra. Tampoka teo anefa, nitanondrika ary tsy nihetsika intsony ity lehilahy manodidina ny 55 taona ity. Nikoropaka ny rehetra ary nanapa-kevitra avy hatrany ny hitaterana azy any amin’ny toeram-pitsaboana akaiky indrindra. Nizotra teny amin’ny hopitaly CHU Anosiala ny fiara mba ho fanavotana azy. Indrisy anefa fa efa tsy nisy aina intsony izy ary tsy nisy azo natao na inona na inona intsony mba...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Ambohidratrimo : Olona maty tao anaty taxibe