Ambohidronono-Betsiboka : Fanolanana zaza 12 taona, voasambotry ny Zandary ilay navanon-doza

Efa mila ankarenin-tsofina ny fandrenesana ity tranga fanolanana misy etsy sy eroa ity, raha ny eto amin’ny tanin’ny Repoblikan’i Madagasikara. Efa manomboka mahazo vahana any amin’ny disitrikan’i Tsaratanàna any indray, ny tranga Fanolanana, vao tsy ela fa tamin’ny faha 27 Febroary 2024 no nampidirana am-ponja vonjimaika ilay lehilahy antsoina hoe: Ndrendrina Florent dit Tale, ilay raikely nanolana zana-bady, ity indray nisy iray hafa, efa nahazoan’ny Zandary loharanom-baovao....
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Ambohidronono-Betsiboka : Fanolanana zaza 12 taona, voasambotry ny Zandary ilay navanon-doza