Ambohimalaza : Miaramila voaroaka misandoka ho komandà

Manana galona, fanamiana miaramila samihafa. Ary dia tena anaovany tokoa ireo amin’ny fiainany andavanandro mba hanamorany ny asa fisolokiana. Marobe no efa tratrany tamin’izany famitahana izany. Sady milaza ho miaramila mantsy izy no misandoka ho mpandraharaha amin’ny vary koa. Manjavona izy avy eo rehefa lasany ny volan’olona. Sady nanana dosie tany amin’ny zandary no koa tany amin’ny polisy ary efa ela no nokarohina vokatry ny fitorian’ny olona azy. Nandamoaka hatrany anefa...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Ambohimalaza : Miaramila voaroaka misandoka ho komandà