Ambohimanarina : Mpibizina rongony voasambotry ny zandary

Zava-mahadomelina maina nahatratra hatrany amin’ny 12 kilao no tra-tehaky ny zandary tao amin’ity tokantrano iray tetsy amin’iny faritra Ambohimanarina ity taorian’ny fisavàna natao. Roa lahy ireo voasambotra tao anatin’izany. Vokatra tsara ao anatin’ny ady amin’ny fiparitahan’ny zava-mahadomelina indray no azon’ny teo anivon’ny tobim-paritry ny zandary Tana Ville, ny herinandro teo. Mpamongady rongony roa lahy indray mantsy no voasambotra ary sarona tamin’izany ny...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Ambohimanarina : Mpibizina rongony voasambotry ny zandary