Ambohimangakely : Maty voatifitra i Tsimisangy, jiolahy raindahiny

Nangotraka ny fifandonana tetsy Ankadindambo, Ambohimangakely, ny alin’ny alatsinainy teo, teo amin’ireo zandary avy etsy amin’ny tobim-paritra Ambohimangakely, sy ny andian-jiolahy, izay nikasa ny hanafika mpandraharaha iray teny an-toerana. Vokany, iray tamin’io olon-dratsy no namoy ny ainy. Olon-dratsy izay tsy iza fa jiolahy rain-dahiny, efa tompon’antoka tamin’ny fanafihana mitam-piadiana maromaro teo an-drenivohitra sy ny manodidina, ary atidoha nikotrika vono olona...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Ambohimangakely : Maty voatifitra i Tsimisangy, jiolahy raindahiny