Ambohimangakely : Nanao “triple”, nofaohin’ny fiara

Nentina teny amin’ny hopitaly avy hatrany ny naratra. Andaniny, ny kodiaran-droa nanao taingin-telo ary nandeha mafimafy. Ankilany, ny fiara avy aty amin’ny làlana mifanena amin’izy ireo indray nivoaka ny làlana ary nanitsaka ny lavaka tamin’ny sisin-dàlana. Tsy nahafehy ny familiana intsony ny mpamily ary dia nivarina nankany amin’ny zoron-dàlana ilany nandehan’ilay kodiaran-droa. Vokatr’izany dia nifandona mafy ny roa tonta. Omaly tolakandro no niseho izany...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Ambohimangakely : Nanao “triple”, nofaohin’ny fiara