Ambohimangakely : Tambazotran-jiolahy mpangalatra jirona fiara, ravan’ny zandary

Ny jiron’ny fiara no angadin-dry zalahy ireto. Tsy mifidy io na jiro aloha na jiro afara fa izay sendra azy ireo dia mitondra faisana aloha, eny fa na dia mihidy aza ny fiara. Eny amin’iny faritra Ambohimangakely iny, hoy ny fampitam-baovao avy amin’ny zandary dia efa tena mampikolay ireo mpanana fiara izany halatra jiro sy ireo kojakojan’ny fiara izany. Toy ny nitranga tetsy Behitsy, Ambohimangakely, ny herinandro lasa teo. Tafiditr’ireo mpangalatra an-tsokosoko tao amin’ny...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Ambohimangakely : Tambazotran-jiolahy mpangalatra jirona fiara, ravan’ny zandary