Ambohimangakely : Taxi-brousse nitrongy kamiao, mpandeha valo naratra mafy

Nitrangana lozam-pifamoivoizana mahatsiravina indray tamin’iny lalam-pirenena faharoa iny, ny marainan’ny alarobia teo, tetsy amin’ny valo kilaometatra sy hiditra ny renivohitra : teo amin’ny toerana antsoina hoe « Garage » ao amin’ny fokontanin’Ikianja, kaominina Ambohimangakely. Potika tsy nisy noraisina ilay taxi-brousse, manao zotra nasionaly, mampitohy an’Ilaka Est sy Antananarivo, rehefa nifandona tamin’ny vodin’ny fiarabe, semi-remorque iray, nijanona teo...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Ambohimangakely : Taxi-brousse nitrongy kamiao, mpandeha valo naratra mafy