Ambohimangakely : Trano fivarotana voninkazo kila forehitra

Teo Ankadiefajoro no nitranga ilay hain-trano, omaly tokon ho tamin’ny telo ora sy sasany tolakandro. Niainga tamin’ny “court-circuit” ny firehetana ary vetivety izany dia nahazo vahana noho ny rivotra. Tsy matin’ny rano natsipy intsony ny afo na dia niezaka aza ny olona nanao izay ho afany. Nojerem-potsiny sisa rehefa tena niredareda ary niandry izay nigadonan’ny mpamonjy voina. Voafehy ihany anefa izany tokony ho adiny iray taty aoriana ary teo no nahafantarana fa may tsy nisy...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Ambohimangakely : Trano fivarotana voninkazo kila forehitra