AMBOHIMIANDRISOA ANTSIRABE : Masinin-kazo nirehitra, nirefotra hatramin`ny fatana gaz

Nitrangana haitrano mahatsiravina tao Ambohimiandrisoa ny alin`ny Alakamisy hifoha zoma maraina teo . Tokony tamin`ny 3 ora sy sasany tany ho any no nisy nahatsikaritra ny fiakaran`ny setroka mainty be tao amin`ilay masinin-kazo. Nofohazina ny mpiray vodirindrina satria raha ny fantatra dia tsy tao ny tompontrano tamin`io fotoanan`ny fahamaizana io. Vetivety dia nahazo laka afo noho ny taim-bakona sy hazo maro tao amin`ilay toerana niavihan`ny loza. Nihitara tamina garazy nifanila taminy...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de AMBOHIMIANDRISOA ANTSIRABE : Masinin-kazo nirehitra, nirefotra hatramin`ny fatana gaz