Ambohitrarahaba : Mpamongady voatafika, olon-tsotra maty voatifitra

Nirefodrefotra ny basy ny alin’ny zoma lasa teo tetsy Ambohitrarahaba. Tompona fivarotana am-bongadiny iray etsy Andravoahangy no efa nandrasan’ireo olon-dratsy kendri-tohana, teny an-toerana, tsy lavitry ny « arret 30 » hoy ny mponina teny. Lasa ny volabe. Mpandalo iray sendra nandalo teny an-toerana kosa no niantefan’ny balan’ireo olon-dratsy ary namoy ny ainy. Raha ny fanazavana azo dia ankevitry ny efa fantatr’ireto jiolahy ireto tanteraka ny mombamomba an’ity olona...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Ambohitrarahaba : Mpamongady voatafika, olon-tsotra maty voatifitra