Ambondrona : Tifi-basy nandritry ny fanafihana

Nirefotra ny basy omaly tokony ho tamin’ny efatra ora sy sasany tolakandro omaly. Renim-pianakaviana avy naka vola tamin’ny « cashpoint » no notafihan’ny jiolahy roa. Teo am-pamahanana basy ireo no hitan’ilay ramatoa izay niantso vonjeo. Sendra nisy polisy nanao fanamiana sivily anefa teo amin’ny manodidina. Raha nahita izany dia nanatona avy hatrany ary niady tamin’ireo olon-dratsy. Azony ny basy teny an-tanan’ny jiolahy ary iny ihany no nitifirany an’ireo. Voa teo amin’ny...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Ambondrona : Tifi-basy nandritry ny fanafihana