Ampangabe : Jiolahy nilaza ho « mpanao asa soa »

Fantatr’ireto olon-dratsy tsara fa tsy tao an-trano ny vadin’ilay ramatoa, ka notongavan’izy ireo notafihana ny tokantranony. Nasian’izy ireo tam-pitaka ilay ramatoa ka vantany vao voavoha ireo olon-dratsy ny varavarana dia antsy sy fandrahonana avy hatrany no niantefa teny amin’ilay lasibatra. Ny alina tsy mba namana ary mila mailo foana, satria tsy kely lalana tokoa ny ratsy. Toy ity zava-nitranga tao Ambohimandroso, fokontany Ambohidava, ao amin’ny kaominina Ampangabe,...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Ampangabe : Jiolahy nilaza ho « mpanao asa soa »