Ampanotokana Mahitsy : Taxi-môtô sy mpivarotra omby nifamono, very ny 7 tapitrisa ariary

Efa fahazaran’ity mpivarotra omby ity no maka taxi-môtô handeha hody any aminy, eny Maimandry, raha miala avy etsy amin’ny tsenan’omby etsy Ampanotokana Mahitsy, distrikan’Ambohidratrimo ny tenany. Ny alin’ny zoma lasa teo anefa nampilaza ny zandary ny tenany fa novoina ary nendahin’ny mpitondra taxi-môtô iray. Very tamin’izany ny vola tany aminy, mitentina fito tapitrisa ariary teo ho eo. Teo anatrehan’ny fiezahan’ireompitandro filaminana misahana iny faritra iny,...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Ampanotokana Mahitsy : Taxi-môtô sy mpivarotra omby nifamono, very ny 7 tapitrisa ariary