Amparafaravola : Lehilahy roa lasan’ny dahalo mpaka an-keriny

Niaraka niambina vary teny an-tanimbary izy ireo, izay fantatra fa tompon’ny vary, niaraka tamin’ireo mpiambina. Saingy iretsy voalohany ihany no efa voatilin’ireo olon-dratsy ary nentin’izy ireo an-keriny nanaraka azy ireo. Nitrangana fakàna an-keriny, nataona dahalo am-polony nitam-piadiana tao amin’ny kaominina Ambodirano, distrikan’Amparafaravola, ny alin’ny talata hifoha alarobia lasa teo. Raha ny fanazavana nentin’ny kaomandin’ny vondro-tobim-paritra Ambatondrazaka,...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Amparafaravola : Lehilahy roa lasan’ny dahalo mpaka an-keriny