Ampasambazimba : Zazakely maty tao anaty trano nirehitra

Nampirehitra afo tao an-trano ary namonjy ny toeram-piasany nony avy eo. Mpitrandraka volamena izy ary nanao sakafo nialohan’ny niala ao an-trano. Saingy tsy vita hatramin’ny farany izany dia efa lasa izy. Nitranga ny loza rehefa niteraka firehetana ny afo ary namonjy ny trano manodidina. Nirehitra avokoa ny tranon’olon-tsotra. Tao amin’ny tokantrano iray dia nisy zazavavy vao roa taona izay napetraky ny ray aman-dreniny irery tao an-trano rehefa natory. Tsy tafavoaka tao ilay zaza ary...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Ampasambazimba : Zazakely maty tao anaty trano nirehitra