Ampasampito – Anosibe : « Cash point » roa voatafika

Be olona mifamezivezy sy mpivarotra tahak’izao ety Ampasampito, kanefa mbola sahin’ireo jiolahy ny manao ny asa ratsiny. Ny iray tsy nahazoan’ireo olon-dratsy na inona na inona, ny iray kosa, lasan’ireo jiolahy ny poketran’ilay tompona cash point ary nandratra olona roa izay polisy ny iray, vokatry ny tifitra nataon’ireto mpanafika. Omaly, nataon’ireo olon-dratsy lasibatra ny toerana fandefasana sy fangalàna vola anankiroa, teny amin’iny faritra Ampasampito sy Anosibe...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Ampasampito – Anosibe : « Cash point » roa voatafika