Ampasampito : Halatra moto nandritry ny fahatapahan-dàlana

Mbola nisy nahavita nangalatra moto ihany omaly nandritry ny savorovoro momba ny raharaha fako. Ny olona sy ny polisy mbola variana nanisaka ny dabam-pako, ny rangahy iray kosa dia zavatra hafa mihitsy no natosiny moramora : kodiaran-droa. Efa lasa lavisavitra izy ary hitan’ny polisy fa tsembo-dratsy. Nanomboka teo ny fanahiana. Nosavaina ny taratasin’ny moto ary voamarina fa tsy azy velively. Tsy nila famotorana akory dia efa fantatra fa moto avy nangalarina ilay natosiny. Teo ihany dia...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Ampasampito : Halatra moto nandritry ny fahatapahan-dàlana