Ampefiloha : Tratra nangalatra « guirlande », roa lahy voasambotry ny pôlisy

Fanimbana sy halatra fananana iombonana. Azo antoka fa ireo no vesatra hanenjehana ireo roa lahy tra-tehaky ny pôlisy teo am-panongotana ireo jiro mirehidrehitra eny amin’ireo andrin-jiro mandravaka ireo lalana ireo eto lalana eto an-drenivohitra. Teny amin’iny faritra Ampefiloha iny no voapaingotry ny pôlisy avy etsy amin’ny kaomisarian’ny boriborintany fahefatra izy roa lahy ireto ny andron’ny talata lasa teo. Nanomboka ny andron’ny nankalazana ny krismasy teo no napetraka...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Ampefiloha : Tratra nangalatra « guirlande », roa lahy voasambotry ny pôlisy