Ampitatafika : Mpanakalo devizy maty nisy namono

Vola efatra tapitrisa ariary saika hatakalo vola 4000 euros no namonoan’ireo olon-dratsy ity lehilahy iray mpanakalo devizy, tamin’ny fomba feno habibiana tanteraka. Roa volana mahery taty aorian’ity tranga mampivarahontsana, izay niseho tetsy Ankaditany Ampitatafika ity, nivaly ny famotorana. Voasambotra ireto tsy valahara : lehilahy iray tompon’ny atidoha ary vehivavy iray mpiray tsikombakomba taminy. Ny talata lasa teo no voasambotra tetsy Anosy, nanoloana ny hôpitaly Hjra, ny...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Ampitatafika : Mpanakalo devizy maty nisy namono