Analakely : Hosavaina avokoa izay mitondra kitapo

Ny antony dia noho ny fisian’ny angom-baovao (renseignement) azon’ny mpitandro ny filaminana ny amin’ny mety fisian’ny olona izay mitondra fitaovam-piadiana eny amin’ny 13 mai anio. « Misy andian’olona mikasa ny hanipy grenady ‘offensive’ sy ‘défensive’ ary hanipy izay ao anatin’ny mpanao fihetsiketsehana », raha araka ny fanambaràn’ny Kolonely Randrianarimasy Radosoa, komandin’ny Cirgn eto Antananarivo izay nitondra teny ny Emmo, omaly tetsy Ambohitsorohitra....
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Analakely : Hosavaina avokoa izay mitondra kitapo