Analakely : Mpisoloky antitra anankiroa voasambotry ny pôlisy

Tsy mifidy tarehy, tsy misy taona tokoa ny mpanao ratsy, raha ity trangana fisolokiana ravan’ny pôlisin’ny kaomisarian’Analakely ity no dinihana. « Bebe » sy « dadabe » mananiky ny 50 taona no voasambotra, teny amin’iny faritra Analakely sy ny manodidina iny. Raha ny fanazavana azo dia mpisoloky hikoizana izy ireo ary efa maro ihany no lasibatra sy very vola. Olona efa nahazoazo taona izany tokoa ve hisy hanampo fa hoe hisoloky ? « Toy izao ny fanaon’izy ireo: mijery...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Analakely : Mpisoloky antitra anankiroa voasambotry ny pôlisy