Analanjirofo : Karatany 2000 isa nomena ireo mponina

Mitohy hatrany ny ezaka ataon’ny fitondram-panjakana any amin’iny faritra Analanjirofo iny, hitondràna vahaolana amin’ny resaka tany any amin’iny faritra Analanjirofo iny. Ny alahady lasa teo, karatany miisa 2000 indray no nozaraina tao an-drenivohitry ny Faritra tao. « Isan’ny mbola manjaka be aty Analanjirofo ny resaka ady tany, Izay mameno ny 80 isan- jaton’ny raharaha ao amin’ny fitsarana ambaratonga voalohany eto Fenoarivo atsinanana. Miezaka ny mitondra vahaolana ho...
Lire la suite sur Midi Madagascar