Andohanilakaka : Fatin-dehilahy efa tapa-doha hitan’ny fokonolona

Vono olona mahatsiravina ! Tsy nisy izay tsy nihoron-koditra nanoloana ity razana, hitan’ny fokonolona, tsy lavitra an’i Manombobe, tao amin’ny kaominina Andohanilakaka, omaly maraina. Lehilahy iray, ankevitry ny 20 taona any ho any, mantsy no hita faty tao anatin’ny lavaka iray fitrandrahan’ny olona vatosoa tany an-toerana. Ny tena loza dia ny fahitana ity razana ity, izay novonoina tanteraka tamin’ny fomba feno habibiana. Raha ny angom-baovao azo mantsy dia notapahin’ireo tsy...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Andohanilakaka : Fatin-dehilahy efa tapa-doha hitan’ny fokonolona