Andohatapenaka : Mpitandro filaminana voarohirohy amin’ny « kidnapping »

Ny herinandro lasa teo, nitrangana fakàna an-keriny teny amin’iny faritra Andohatapenaka iny. Mpandraharaha iray no lasibatra tamin’izay fotoana izay nangatahan’ireo mpaka an-keriny vola mitentina 600,000 euros. Niditra an-tsehatra anefa ny zandary misahana ny fikarohana heloka bevava (SRC) etsy Fiadanana ka votsotra ilay olona ary voasambotra ireto atidoha sy mpiray tsikombakomba tamin’izany. Nisy ny maty. Ny zava-nisy : ny andron’ny talata 7 febroary teo no niseho ity fakàna...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Andohatapenaka : Mpitandro filaminana voarohirohy amin’ny « kidnapping »