Andranobevava-Maevatanàna : Mpianakavy mamo nifampitoraka biriky, olona enina naratra tsy nahatsiaro

Hataraina ny an’ireo mponina, tao Andranobevava, kaominina ambanivohitra Beanana, ato anatin’ny disitrikan’i Maevatanàna, rehefa nahita ny ady rombo teo amin’ireo olona mpianakavy avy ao amin’ny zana-bohitra Maromaniry, mamo vokatry ny fisotroana toaka tafahoatra loatra. Iaraha-mahalala ny fanamarihana sy fankalazana ny fetim-pirenena malagasy ho an’ny teto amin’ny tanin’ny Repoblikan’i Madagasikara ny andron’ny faha 26 jona isan-taona, ka tamin’izay indrindra no...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Andranobevava-Maevatanàna : Mpianakavy mamo nifampitoraka biriky, olona enina naratra tsy nahatsiaro