Andranomanelatra Antsirabe : « Batterie »-na finday nipoaka, nahafaty ankizy 1 taona

Tsy fahafantarana sa tena an-tsirmbina tsotra izao no nahatonga ity loza namoizana ain’olona niseho tao amin’ny kaomininana andranomanelatra ity ny zoma lasa teo. Ankizy kely vao 1 taona monja no may kilan’ny afo vokatry ny firehetan’ny trano misy rihana iray nohon’ny fipoahahana” batterie”-na finday izay nofahanana tamin’ny fomba tsy araky ny tokony hanaovavana izany. Mampiasa ireny heri’aratra azo amin’ny herin’ny masoandro ireny ity fianakaviana ity. Noho izany,...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Andranomanelatra Antsirabe : « Batterie »-na finday nipoaka, nahafaty ankizy 1 taona