Andranovaky-Maevatanàna : Maty ihany ilay vehivavy voatsatoka antsy niboraka tsinay

Na teo aza ny fialana nenina nataon’ireo mpitsabo an’ilay vehivavy voatsatoka antsy teo amin’ny kibony, dia tsy nahatana ny ainy izany, vokatry ny rà very be loatra sy ny tsinay niboraka. Raha hiverenana ny zava-nitranga tao amin’ny tanàna atao hoe Andranovaky, izay tobim-bolamena any amin’ny fokotanin’Andranobevava, ao amin’ny kaominina ambanivohitra Beanana, ato anatin’ny disitrikan’i Maevatanàna, dia nikaroka ny vadiny efa ela noho ny fandosirana sy fisintahana...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Andranovaky-Maevatanàna : Maty ihany ilay vehivavy voatsatoka antsy niboraka tsinay