Andriamena-Betsiboka : Hosoka sy fisandohana andraikitra, lehilahy iray nosamborin’ny zandary

Ny andron’ny Alakamisy faha 06 volana Jona taona 2024 teo, dia nosamborina ny zandary avy ao amin’ny biraon’ny borigadin’Andriamena, any amin’ny tapany atsimon’ny disitrikan’i Tsaratanàna, ato anatin’ny faritra Betsiboka, Rakotonirina Nomenjanahary, rehefa nahazoana fitarainana napetra-dRakotondrabe Jean Hermann. Tantsaha monina ao Andriamena ihany izy ary niharan’ny hosoka sy fisandohana andraikitra, nataon’Atoa Rakotonirina Nomenjanahary. Raha ny fampitam-baovao voaray...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Andriamena-Betsiboka : Hosoka sy fisandohana andraikitra, lehilahy iray nosamborin’ny zandary