Anjozorobe : Fakàna an-keriny sarintsariny, olona roa voasambotry ny zandary

Izy roa, izay mpisakaiza ihany no namorona ny drafitra rehetra tamin’ity resaka fakàna an-keriny ity, mba hangalàna vola any amin’ny vadin-dramatoa. Vaky bantsilana teo ny raharaha, rehefa nanao ny fanadihadiana ny zandary. Ny voalohandohan’ny volana septambra lasa teo dia ramatoa iray no voalaza fa lasan’ny dahalo an-keriny tao amin’ny tanana antsoina hoe Kamanja, ao amin’ny kaominina ambonivohitra Anjozorobe. Vola mitentina hatrany amin’ny 13 tapitrisa ariary no...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Anjozorobe : Fakàna an-keriny sarintsariny, olona roa voasambotry ny zandary