Ankaraobato : Namono vady, nosamborin’ny pôlisy

Lehilahy iray 30 taona, izay voasambotry ny pôlisy, tetsy Ankaraobato ity. Raha ny fampitam-baovaon’ny pôlisy, nahazo antso izy ireo mahakasika ny fisiana lehilahy iray, manao herisetra amin’ny vadiny. Niditra an-tsehatra avy hatrany ny pôlisy avy eo anivon’ny kaomisaria teo Tanjombato nankany amin’ilay toerana sy nanamarina ny zava-nisy. Teo am-panaovana izany herisetra izany tokoa ny lehilahy no tonga ireo mpitandro filaminana ary nisambotra azy avy hatrany. Naratra mafy ny...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Ankaraobato : Namono vady, nosamborin’ny pôlisy