Ankatso : Nandrehitra kodiarana ny mpianatra

Nitokona indray ny mpianatra tetsy amin’ny anjerimanontolo omaly. Nandoro kodiarana izy ireo nilanja sora-baventy. Ny lalana mizotra miditra ao amin’ny oniversite no tapaka nandritra ny adim-pamataranandro roa vokatr’izany. Tsy manaiky ny hisian’ny taona fotsy izy ireo. Izay no votoatin’ny hetsika lakolosy fanairana ihany. Tsy nisy mpitandro ny filaminana niditra an-tsehatra teny an-toerana. Rehefa lany rahateo ny afon’ilay kodiarana nodorana dia tapitra koa ny hetsik’ireo...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Ankatso : Nandrehitra kodiarana ny mpianatra