Ankizy lasibatry ny fanolanana : Misy misoloky amin’ny anarany sahady

« Mba mangataka fanampiana ho anareo izay tsara sitrapo na fikambanana fa handalo fandidiana i H… ilay zazakely voaolana (…) Ity ny numero ho an’izay handefa vola 034XXXX » Ampahany amin’ny ranty tao amin’ny facebook izay hita niparitaka indray tany ho any. Anisan’ny trangan-kerisetra ara-nofo nianjady tamin’ny ankizy kely, nahabe resaka sy nampiontana ny fon’ny maro, indrindra fa ireo tao anaty tambajotra sosialy ilay nahazo ity ankizivavy kely teny Imerintsiatosika...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Ankizy lasibatry ny fanolanana : Misy misoloky amin’ny anarany sahady