Ankondromena Miandrivazo : Fanafihan-dahalo : Iray maty, roa voatifitra

Nitrangana fanafihan-dahalo mivaivay tao amin’ny kaominina Ankondromena, distrikan’i Miandrivazo ny alin’ny alarobia teo. Fanafihana indroa miantoana, saingy voatohitr’ireo zandary hatrany, eny fa na dia nampiasa fitaovam-piadiana mahery vaika, toy ny basy Akm (kalach) aza ireo andian-dahalo. Ny voalohany dia niseho tao amin’ny fokontanin’Akondromena, tamin’io andron’ny alarobia alina io hany, tokony ho tamin’ny folo tany ho any. Teo am-panaovana fisafoana izy ireo, araka ny...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Ankondromena Miandrivazo : Fanafihan-dahalo : Iray maty, roa voatifitra